Entry | 1 zafy tsy torana |
Part of speech | 2 locution |
Vocabulary |
3 Relationships: family |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha [1.1] |
Explanations in French |
5 Petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres [2.415] 6 Tous les petits fils éloignés [1.54] |
Elementary words | 7 zafy, tsy, torana |
Updated on 2023/01/22 |